# Inona no nambaran'ny Sanbala tao amin'ny hafany fahadimy? Nambarany fa ny firenena rehetra dia nitatitra fa nitetika ny hikomy i Nehemia sy ny Jiosy, ary ny mpanjaka dia handre ireo tatitra ireo tokoa. # Ahoana no namalian'i Nehemia ny hafatr'i Sanbala fahadimy? Novalian'i Nehemia izany tamin'ny filazana fa namorona ireo tatitra ireo tao am-pony i Sanbala.