plt_tq/mrk/12/43.md

4 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Jesosy no nilaza fa ny vehivavy mahantra mitondra tena no nandrotsaka betsaka mihoatra ny olona izay nandrotsaka vola tao amin'ny vatan-drakitra?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nilaza i Jesosy fa nandrotsaka betsaka izy satria nanome tamin'ny fahantrana izy raha nanome tamin'ny fananam-ben'izy ireo kosa ny hafa.