plt_tq/mrk/12/26.md

4 lines
264 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba nampisehoan'i Jesosy tamin'ny alalan'ny soratra masina fa misy fitsanganana?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nambaran'i Jesosy tao amin'ny bokin'i Mosesy, izay nilazan'Andriamanitra fa Izy no Andriamanitr'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba-izay rehetra tsy maintsy mbola ho velona.