plt_tq/mrk/07/11.md

4 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba nanafoanan'ireo Fariseo sy mpanora-dalàna ny tenin'Andriamanitra izay milaza mba hanome voninahitra ny rainareo sy ny reninareo?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nofoanan'izy ireo tamin'ny alalan'ny fitenenana ny olona hanome azy ireo tahaka ny Korbana ny vola izay hanampiana ireo rainareo sy reninareo ny tenin'Andriamanitra.