plt_tq/mat/26/73.md

12 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no navalin'i Petera tamin'ny nanontanian'ny olona azy intelo raha nahafantatra an'i Jesosy?
Namaly Petera fa tsy nahafantatra an'i Jesosy.
# Inona no niseho vantany vao namaly fanintelony Petera?
Raha vao namaly fanintelony Petera dia nisy akoho naneno.
# Inona no tsaroan'i Petera taorian'ny valin-teniny fahatelo?
Tsaroan'i Petera ilay Jesosy niteny fa alohan'ny hanenoan'ny akoho, dia handà an'i Jesosy intelo izy.