# Inona no navalin'i Petera tamin'ny nanontanian'ny olona azy intelo raha nahafantatra an'i Jesosy? Namaly Petera fa tsy nahafantatra an'i Jesosy. # Inona no niseho vantany vao namaly fanintelony Petera? Raha vao namaly fanintelony Petera dia nisy akoho naneno. # Inona no tsaroan'i Petera taorian'ny valin-teniny fahatelo? Tsaroan'i Petera ilay Jesosy niteny fa alohan'ny hanenoan'ny akoho, dia handà an'i Jesosy intelo izy.