plt_tq/mat/26/51.md

12 lines
487 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'ireo mpianatr'i Jesosy rehefa nosamborina Jesosy?
Namoaka sabatra ny iray tamin'ny mpianatr'i Jesosy ary nanapaka ny sofin'ny mpanompon'ny mpisoronabe.
# Inona no nolazain'i Jesosy fa afaka nataony raha naniry ny hiaro ny tenany Izy?
Nambaran'i Jesosy fa afaka niantso ny Ray Izy, izay afaka nandefa tafik'anjely roa ambin'ny folo.
# Inona no nambaran'i Jesosy fa tanterak'ireo tranga ireo?
Nambaran'i Jesosy fa tanteraka tamin'ireo tranga ireo ny Soratra Masina.