# Inona no nataon'ireo mpianatr'i Jesosy rehefa nosamborina Jesosy? Namoaka sabatra ny iray tamin'ny mpianatr'i Jesosy ary nanapaka ny sofin'ny mpanompon'ny mpisoronabe. # Inona no nolazain'i Jesosy fa afaka nataony raha naniry ny hiaro ny tenany Izy? Nambaran'i Jesosy fa afaka niantso ny Ray Izy, izay afaka nandefa tafik'anjely roa ambin'ny folo. # Inona no nambaran'i Jesosy fa tanterak'ireo tranga ireo? Nambaran'i Jesosy fa tanteraka tamin'ireo tranga ireo ny Soratra Masina.