plt_tq/mat/20/25.md

8 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana hoy Jesosy no afahan'ny olona iray ho lehibe eo amin'ireo mpianany?
Nambaran'i Jesosy fa na iza na iza maniry ny ho tonga lehibe dia tsy maintsy ho mpanompo.
# Nahoana hoy Jesosy no tonga Izy?
Nambaran'i Jesosy fa tonga mba hanompo sy hanolotra ny ainy ho vidim-panavotana ho an'ny maro Izy.