# Ahoana hoy Jesosy no afahan'ny olona iray ho lehibe eo amin'ireo mpianany? Nambaran'i Jesosy fa na iza na iza maniry ny ho tonga lehibe dia tsy maintsy ho mpanompo. # Nahoana hoy Jesosy no tonga Izy? Nambaran'i Jesosy fa tonga mba hanompo sy hanolotra ny ainy ho vidim-panavotana ho an'ny maro Izy.