plt_tq/mat/14/25.md

8 lines
299 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Tamin'ny fomba ahaona no nandehanan'i Jesosy nankeo amin'ireo mpianatra?
Nandeha teo ambony rano no fomba nankanesan'i Jesosy teo amin'ireo mpianatra.
# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianany rehefa nahita Azy izy ireo?
Notenenin'i Jesosy izy ireo mba hatanja-tsaina ary tsy hatahotra.