# Tamin'ny fomba ahaona no nandehanan'i Jesosy nankeo amin'ireo mpianatra? Nandeha teo ambony rano no fomba nankanesan'i Jesosy teo amin'ireo mpianatra. # Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianany rehefa nahita Azy izy ireo? Notenenin'i Jesosy izy ireo mba hatanja-tsaina ary tsy hatahotra.