plt_tq/mat/14/08.md

8 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nagatahin'i Herodiasy?
Nangataka ny lohan'i Jaona Mpanao Batisa teo ambony lovia Herodiasy.
# Nahoana Heroda no nanome an'i Herodiasy izay nangatahiny?
Nomen'i Heroda an'i Herodiasy izay nangatahiny nohon'ny fianinanany sy ireo olona rehetra teo am-pisakafoana niaraka taminy.