# Inona no nagatahin'i Herodiasy? Nangataka ny lohan'i Jaona Mpanao Batisa teo ambony lovia Herodiasy. # Nahoana Heroda no nanome an'i Herodiasy izay nangatahiny? Nomen'i Heroda an'i Herodiasy izay nangatahiny nohon'ny fianinanany sy ireo olona rehetra teo am-pisakafoana niaraka taminy.