plt_tq/mat/08/11.md

8 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nambaran'i Jesosy fa ho avy ary hipetraka eo an-databatra any amin'ny fanjakan'ny lanitra?
Nambaran'i Jesosy fa maro no ho tonga avy any antsinanana sy andrefana ary hipetraka eo an-databatra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra.
# Iza no nolazain'i Jesosy fa hatsipy any amin'ny haizina ivelany izay misy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify?
Nambaran'i Jesosy fa ireo zanaky ny fanjakana no hatsipy any amin'ny haizina ivelany.