# Iza no nambaran'i Jesosy fa ho avy ary hipetraka eo an-databatra any amin'ny fanjakan'ny lanitra? Nambaran'i Jesosy fa maro no ho tonga avy any antsinanana sy andrefana ary hipetraka eo an-databatra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra. # Iza no nolazain'i Jesosy fa hatsipy any amin'ny haizina ivelany izay misy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify? Nambaran'i Jesosy fa ireo zanaky ny fanjakana no hatsipy any amin'ny haizina ivelany.