plt_tq/mat/07/11.md

8 lines
312 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no omen'ny Ray ho an'ireo izay mangataka Aminy?
Omen'Andriamanitra zava-tsoa ireo izay mangataka aminy.
# Inona no ampianarin'ny lalàna sy ny mpaminany momban'ny fomba fitondrana ny hafa?
Mampianatra antsika ny lalàna sy ny mpaminany mba hanao amin'ny hafa izay tiantsika hataon'ny olona amintsika.