# Inona no omen'ny Ray ho an'ireo izay mangataka Aminy? Omen'Andriamanitra zava-tsoa ireo izay mangataka aminy. # Inona no ampianarin'ny lalàna sy ny mpaminany momban'ny fomba fitondrana ny hafa? Mampianatra antsika ny lalàna sy ny mpaminany mba hanao amin'ny hafa izay tiantsika hataon'ny olona amintsika.