plt_tq/luk/24/45.md

8 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no nahatakaran'ireo mpianatra ny soratra masina avy eo?
Nosokafan'i Jesosy ny sain'izy ireo mba hahatakaran'izy ireo.
# Inona no nolazain'i Jesosy fa tokony ho toriana amin'ny firenena rehetra?
Ny fibebahana sy ny famelana fahotana no tokony ho toriana amin'ny firenena rehetra.