# Ahoana no nahatakaran'ireo mpianatra ny soratra masina avy eo? Nosokafan'i Jesosy ny sain'izy ireo mba hahatakaran'izy ireo. # Inona no nolazain'i Jesosy fa tokony ho toriana amin'ny firenena rehetra? Ny fibebahana sy ny famelana fahotana no tokony ho toriana amin'ny firenena rehetra.