plt_tq/luk/24/01.md

8 lines
265 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Oviana ireo vehivavy no nandeha tany amin'ny fasan'i Jesosy?
Vao mangiran-dratsy tamin'ny andro voalohan'ny herinandro izy ireo no nandeha.
# Inona no hitan'ireo vehivavy tao am-pasana?
Nahita izy ireo fa nikodia lavitra ny vato ary tsy tao ny vatan'i Jesosy.