# Oviana ireo vehivavy no nandeha tany amin'ny fasan'i Jesosy? Vao mangiran-dratsy tamin'ny andro voalohan'ny herinandro izy ireo no nandeha. # Inona no hitan'ireo vehivavy tao am-pasana? Nahita izy ireo fa nikodia lavitra ny vato ary tsy tao ny vatan'i Jesosy.