plt_tq/luk/23/20.md

8 lines
286 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nihikan'ny vahoaka hoe tokony ho atao amin'i Jesosy?
Nihiaka izy ireo hoe: "Fantsiho Izy, fantsiho Izy."
# Fanintelony, inona no nolazain'i Pilato tamin'ireo vahoaka momba an'i Jesosy?
Hoy i Pilato hoe: "Tsy nahita na inona na inona izay mendrika sazy famonoana Azy aho."