# Inona no nihikan'ny vahoaka hoe tokony ho atao amin'i Jesosy? Nihiaka izy ireo hoe: "Fantsiho Izy, fantsiho Izy." # Fanintelony, inona no nolazain'i Pilato tamin'ireo vahoaka momba an'i Jesosy? Hoy i Pilato hoe: "Tsy nahita na inona na inona izay mendrika sazy famonoana Azy aho."