plt_tq/luk/21/29.md

4 lines
211 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no ohatra nomen'i Jesosy ny fomba hahafantaran'ireo mpihaino azy fa efa ho tonga ny vanim-potoana?
Miresaka momba ny aviavy Izy - rehefa manaroka izany dia fantatr'izy ireo fa efa akaiky ny lohataona.