# Inona no ohatra nomen'i Jesosy ny fomba hahafantaran'ireo mpihaino azy fa efa ho tonga ny vanim-potoana? Miresaka momba ny aviavy Izy - rehefa manaroka izany dia fantatr'izy ireo fa efa akaiky ny lohataona.