plt_tq/luk/21/20.md

12 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tranga hanondro fa efa akaiky ny faharavan'i Jerosalema?
Rehefa voadidina miaramila Jerosalema, dia efa akaiky izay ny faharavany.
# Inona no asain'i Jesosy ataon'ny olona izay mahita fa efa akaiky ny faharavan'i Jerosalema?
Asainy mandositra any an-tendrombohitra izy ireo, miala ny tanàna, ary tsy miditra ny tanàna.
# Inona no hiantsoan'i Jesosy ireo andron'ny faharavan'i Jerosalema ireo?
Ho antsoiny hoe: andron'ny valifaty, fahatanterahan'ny zavatra rehetra efa voasoratra ireo.