plt_tq/luk/18/09.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fihetsik'ilay Fariseo nanoloana ny fahamarinany manokana sy ny an'ny olona hafa?
Nihevitra izy fa izy dia marina kokoa noho ireo olona hafa.
# Ao amin'ny tantaran'i Jesosy, iza ireo roa lahy nankao an-tempoly mba hivavaka?
Fariseo iray sy mpanangon-ketra iray no nankao an-tempoly mba hivavaka.