# Inona no fihetsik'ilay Fariseo nanoloana ny fahamarinany manokana sy ny an'ny olona hafa? Nihevitra izy fa izy dia marina kokoa noho ireo olona hafa. # Ao amin'ny tantaran'i Jesosy, iza ireo roa lahy nankao an-tempoly mba hivavaka? Fariseo iray sy mpanangon-ketra iray no nankao an-tempoly mba hivavaka.