plt_tq/luk/16/22.md

8 lines
245 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Amin'ny tantaran'i Jesosy, nankaiza i Lazarosy mpangataka taorian'ny fahafatesany?
Lazarosy mpangataka dia nentin'ireo anjely teo anilan'i Abrahama.
# Nankaiza ilay lehilahy mpanan-karena taorian'ny nahafatesany?
Tany amin'ny fahaverezana.