# Amin'ny tantaran'i Jesosy, nankaiza i Lazarosy mpangataka taorian'ny fahafatesany? Lazarosy mpangataka dia nentin'ireo anjely teo anilan'i Abrahama. # Nankaiza ilay lehilahy mpanan-karena taorian'ny nahafatesany? Tany amin'ny fahaverezana.