plt_tq/luk/14/04.md

8 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no valin-tenin'ireo manam-pahaizana sy ireo Fariseo?
Nangina izy ireo.
# Rehefa avy nanasitrana ilay lehilahy, ahoana ny fomba nanehoan'i Jesosy fa ireo manam-pahaizana sy ireo Fariseo dia mpiatsara velatsihy?
Jesosy nampatsiahy fa izy ireo dia hanampy ny zanak'izy ireo manokana na omby izay latsaka anaty lava-drano amin'ny Sabata.