# Inona no valin-tenin'ireo manam-pahaizana sy ireo Fariseo? Nangina izy ireo. # Rehefa avy nanasitrana ilay lehilahy, ahoana ny fomba nanehoan'i Jesosy fa ireo manam-pahaizana sy ireo Fariseo dia mpiatsara velatsihy? Jesosy nampatsiahy fa izy ireo dia hanampy ny zanak'izy ireo manokana na omby izay latsaka anaty lava-drano amin'ny Sabata.