plt_tq/luk/08/11.md

12 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Amin'ny fanoharan'i Jesosy, inona ilay voa nafafy?
Ny tenin'Andriamanitra no voa nafafy.
# Iza ireo voa latsaka teny amin'ny sisin-dalana, ary inona no nitranga tamin'izy ireo?
Ireo olona izay mandre ny teny, fa tonga ny devoly avy eo ary maka izany, mba tsy hinoan'izy ireo ka ho voavonjy.
# Iza ireo voa nilatsaka tamin'ny vatolampy, ary inona no nitranga tamin'izy ireo?
Ireo olona izay mandray ny teny am-pifaliana, kanefa mijanona mino mandritra ny fotoan'ny fitsapana.