# Amin'ny fanoharan'i Jesosy, inona ilay voa nafafy? Ny tenin'Andriamanitra no voa nafafy. # Iza ireo voa latsaka teny amin'ny sisin-dalana, ary inona no nitranga tamin'izy ireo? Ireo olona izay mandre ny teny, fa tonga ny devoly avy eo ary maka izany, mba tsy hinoan'izy ireo ka ho voavonjy. # Iza ireo voa nilatsaka tamin'ny vatolampy, ary inona no nitranga tamin'izy ireo? Ireo olona izay mandray ny teny am-pifaliana, kanefa mijanona mino mandritra ny fotoan'ny fitsapana.