plt_tq/luk/03/21.md

8 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no zava-niseho raha vantany vao vitan'i Jaona batisa Jesosy?
Taorian'ny nanaovan'i Jaona batisa an'i Jesosy, dia nisokatra ny lanitra ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny tahaka ny voromailala.
# Inona no nolazain'ilay feo avy any an-danitra?
Ilay feo avy an-danitra niteny hoe: "Ianao no zanako malalako. Faly aho nohon'ny aminao."