# Inona no zava-niseho raha vantany vao vitan'i Jaona batisa Jesosy? Taorian'ny nanaovan'i Jaona batisa an'i Jesosy, dia nisokatra ny lanitra ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny tahaka ny voromailala. # Inona no nolazain'ilay feo avy any an-danitra? Ilay feo avy an-danitra niteny hoe: "Ianao no zanako malalako. Faly aho nohon'ny aminao."