plt_tq/luk/01/34.md

12 lines
402 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no nilazan'ilay anjely fa hisehoan'izany satria mbola virjiny i Maria?
Ilay anjely nilaza fa ny Fanahy Masina dia hidina eo amboniny ary ny herin'ilay Avo Indrindra hanaloka azy.
# Ilay anjely nilaza fa io zanaka masina io dia ho zanak'iza?
Ilay anjely nilaza fa io zanaka io dia ho antsoina hoe: Zanak'Andriamanitra.
# Inona no nolazain'ilay anjely fa tsy vitan'Andriamanitra?
Tsy misy.