# Ahoana no nilazan'ilay anjely fa hisehoan'izany satria mbola virjiny i Maria? Ilay anjely nilaza fa ny Fanahy Masina dia hidina eo amboniny ary ny herin'ilay Avo Indrindra hanaloka azy. # Ilay anjely nilaza fa io zanaka masina io dia ho zanak'iza? Ilay anjely nilaza fa io zanaka io dia ho antsoina hoe: Zanak'Andriamanitra. # Inona no nolazain'ilay anjely fa tsy vitan'Andriamanitra? Tsy misy.