plt_tq/luk/01/16.md

8 lines
284 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'ilay anjely ho ataon'i Jaona ho an'ireo zanak'Israely?
Ilay anjely nilaza fa Jaona no hamerina ireo zanak'Israely amin'ny Tompo Andriamanitr'izy ireo.
# Hampavonona olona tahaka ny ahoana ireo asan'i Jaona rehetra?
Olona voaomana ho an'ny Tompo no ho vononina.