# Inona no nolazain'ilay anjely ho ataon'i Jaona ho an'ireo zanak'Israely? Ilay anjely nilaza fa Jaona no hamerina ireo zanak'Israely amin'ny Tompo Andriamanitr'izy ireo. # Hampavonona olona tahaka ny ahoana ireo asan'i Jaona rehetra? Olona voaomana ho an'ny Tompo no ho vononina.