plt_tq/jud/01/17.md

8 lines
344 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nanambara ny teny momba ireo mpaniratsira tany aloha?
Ireo Apostolin'i Jesosy Kristy Tompo no miteny momba ireo mpaniratsira tany aloha.
# Inona no marina momba ireo mpaniratsira izay manaraka ny filàn-dratsin'izy ireo izay tsy araka an'Andriamanitra, ka mahatonga fizarazarana izay vetaveta?
Tsy manana ny Fanahy Masina izy ireo.