# Iza no nanambara ny teny momba ireo mpaniratsira tany aloha? Ireo Apostolin'i Jesosy Kristy Tompo no miteny momba ireo mpaniratsira tany aloha. # Inona no marina momba ireo mpaniratsira izay manaraka ny filàn-dratsin'izy ireo izay tsy araka an'Andriamanitra, ka mahatonga fizarazarana izay vetaveta? Tsy manana ny Fanahy Masina izy ireo.