plt_tq/jud/01/05.md

12 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Avy taiza no namonjen'ny Tompo ny olona?
Novonjen'ny Tompo avy tao amin'ny tany Egypta izy ireo.
# Inona no nataon'ny Tompo tamin'ireo olona izay tsy nino?
Noringanin'Andriamanitra ireo olona tsy nino ireo.
# Inona no nataon'ny Tompo tamin'ireo anjely izay niala tamin'ny toeran'izy ireo manokana?
Nofatoran'Andriamanitra tamin'ny gadra vy tao amin'ny haizina ho amin'ny fitsarana izy ireo.