# Avy taiza no namonjen'ny Tompo ny olona? Novonjen'ny Tompo avy tao amin'ny tany Egypta izy ireo. # Inona no nataon'ny Tompo tamin'ireo olona izay tsy nino? Noringanin'Andriamanitra ireo olona tsy nino ireo. # Inona no nataon'ny Tompo tamin'ireo anjely izay niala tamin'ny toeran'izy ireo manokana? Nofatoran'Andriamanitra tamin'ny gadra vy tao amin'ny haizina ho amin'ny fitsarana izy ireo.