plt_tq/jud/01/03.md

16 lines
594 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Momba ny inona no tian'i Joda ho soratana voalohany?
Te hanoratra momba ny famonjena hiraisan'izy ireo aloha i Joda.
# Inona no tena nosoratan'i Joda?
Momba ny tokony hiadina ho an'ny finoan'ireo olomasina no tena no nosoratan'i Joda.
# Ahoana no nahatongavan'ireo voaheloka sy olona tsy araka an'Andriamanitra sasantsasany?
Tonga an-tsokosoko ireo voaheloka sy olona tsy araka an'Andriamanitra sasantsasany
# Inona no nataon'ireo voaheloka sy olona tsy araka an'Andriamanitra sasantsasany?
Nanova ny fahasoavan'Andriamanittra ho fahavetavetana izy ireo ary nandà an'i Jesosy Kristy.