# Momba ny inona no tian'i Joda ho soratana voalohany? Te hanoratra momba ny famonjena hiraisan'izy ireo aloha i Joda. # Inona no tena nosoratan'i Joda? Momba ny tokony hiadina ho an'ny finoan'ireo olomasina no tena no nosoratan'i Joda. # Ahoana no nahatongavan'ireo voaheloka sy olona tsy araka an'Andriamanitra sasantsasany? Tonga an-tsokosoko ireo voaheloka sy olona tsy araka an'Andriamanitra sasantsasany # Inona no nataon'ireo voaheloka sy olona tsy araka an'Andriamanitra sasantsasany? Nanova ny fahasoavan'Andriamanittra ho fahavetavetana izy ireo ary nandà an'i Jesosy Kristy.