plt_tq/jud/01/01.md

16 lines
389 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Mpanompon'iza i Joda?
Mpanompon'i Jesosy Kristy i Joda.
# Iza no rahalahin'i Joda?
Jakoba no rahalahin'i Joda.
# Iza no nanoratan'i Joda?
Nanoratra ho an'ireo izay voantso, malala ao amin'Andriamanitra Ray, ary notehirizina ho an'i Jesosy Kristy izy.
# Inona no tian'i Joda hitombo tamin'ireo izay nanoratany?
Tian'i Joda mba hitombo ny famindram-po, fiadanana, ary ny fitiavana.