# Mpanompon'iza i Joda? Mpanompon'i Jesosy Kristy i Joda. # Iza no rahalahin'i Joda? Jakoba no rahalahin'i Joda. # Iza no nanoratan'i Joda? Nanoratra ho an'ireo izay voantso, malala ao amin'Andriamanitra Ray, ary notehirizina ho an'i Jesosy Kristy izy. # Inona no tian'i Joda hitombo tamin'ireo izay nanoratany? Tian'i Joda mba hitombo ny famindram-po, fiadanana, ary ny fitiavana.