plt_tq/jos/23/12.md

4 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Josoa fa ho ataon'i Yaveh raha mifanambady amin'ireo sisa velon'ireo firenena izay nijanona teo aminareo?
Nilaza tamin'ny vahoaka i Josoa fa handringana azy ireo eo amin'ny tany izay nomeny azy ireo i Yaveh raha toa izy ireo ka mifanambady amin'ireo sisa velon'ireo firenena izay nijanona teo amin'izy ireo.